Manitsy ny fomba fampisehoana votoaty aminao amin’ny Facebook araka ny fihetsikao avy amin’ireo fihariana hafa
Mandika rohy
Fanampian'ny app Android
Fanampiana Momba Ny Solosaina
Fanampian'ny app iPad
Fanampian'ny App iPhone
Fanampian'ny Mpitety Tranonkala Finday
Fanampian'ny App Facebook Lite
Fanampian'ny app Android
Fanampiana Momba Ny Solosaina
Fanampian'ny app iPad
Fanampian'ny App iPhone
Fanampian'ny Mpitety Tranonkala Finday
Fanampian'ny App Facebook Lite
Manavao ny olona ho amin’ny Kaonty Meta miandalana izahay. Mety hahita na Ivokaonty na tefy Kaonty Meta toa ilay toerana hitantanana ireo tefy kaontinao ianao.
Raha ao amin’ny Faritra Eoropeanina na Fanjakana Mikambana (UK) ianao, dia hafa ny safidy dokanao. Fantaro bebe kokoa ny momba ireo safidy dokanao.
Tsy maintsy tafiditra amin’ny Facebook ianao vao afaka misitraka ireo Safidy doka aleonao.
Mba hampisehoana anao doka sahaza anao kokoa, izahay dia mandray sy mampiasa fampahalalana atolotr’ireo mpanao doka sy mpiray ombon'antoka hafa anay momba ny fihetsikao amin’ny tranonkala sy appn’izy ireo, ary koa ny sasany amin’ireo fifanaovanao tsy an-jotra, toy ireo fividianana. Ohatra, mety hampiseho anao doka iray momba ny lobaka iray araka ny fitsidihanao tranonkala fivarotam-pitafiana iray izahay.
Afaka misafidy ny hampiasanay na tsia ity fampahalalana ity hampisehoana doka aminao amin'ny alalan'ny fanitsiana ilay tefinao Fampahalalam-pihetsika avy amin'ireo mpiray ombon'antoka ara-doka ao amin'ny Safidy doka aleonao ianao.
Tsy hisy fiantraikany amin'ny fahafahan'ireo fihariana mampiasa ny fampahalalanao handefasana hafatra marketing aminao na tsia ireo safidy doka aleo. Afaka manakana mivantana ny fihariana iray ao amin'ilay tafatafa ianao raha tsy te haharay hafatra marketing avy aminy.
Mba hijerena sy hanitsiana ity tefy ity ao amin’ny Ivokaonty:
- Tsindrio ny sarin’ny mombamombanao eo amin’ny fanambony havanan’ny Facebook.
-
Fanteno
Tefy sy fitanan-tsiambaratelo, avy eo tsindrio
Tefy.
- Tsindrio Ivokaonty, avy eo tsindrio Safidy doka aleo.
- Tsindrio Tefy doka.
- Tsindrio Fampahalalam-pihetsika avy amin’ireo mpiray ombon'antoka ara-doka.
- Tsindrio Mandinika tefy.
- Safidio raha afaka mampiseho anao doka araka ny fampahalalam-pihetsikao avy amin’ireo mpiray ombon'antoka ara-doka izahay na tsia.
Fanamarihana: Tsy ny olon-drehetra no ho afaka hisitraka ity tefy ity ao amin’ny Ivokaonty amin’izao fotoana izao.
Raha tsy mety aminao ireo dingana ireo, dia andramo havaozina ny appnao na mandehana ao amin’ny accountscenter.facebook.com amin’ny fitety tranonkalanao.
Fantaro bebe kokoa hoe nahoana no mety hahita doka iray voatondro ianao.
Fanamarihana: Hasaina hanamafy ny safidinao ianao raha manao fanovana amin’ny Fampahalalam-pihetsikao avy amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-doka.
Fampahalalam-pihetsika avy amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-doka
Ity tefy ity dia mifehy raha afaka mampiseho anao doka sahaza anao amin’ny Instagram araka ny fampahalalam-phetsikao avy amin’ireo mpiray ombon'antoka ara-doka izahay na tsia. Raha mamono ity tefy ity ianao, dia mety mbola ho araka ny fihetsikao ao amin’ny vovonanay foana ireo doka hitanao. Mety ho araka ny fampahalalana avy amina orinasa iray manokana izay nizara lisitr’olona isam-batany na fitaovan-tserasera taminay koa ireo doka, raha nampifanandrify ny mombamombanao tamin’ny fampahalalana anatin’io lisitra io izahay.
Ilay safidy ataonao ao amin’ny tefy Fampahalalam-pihetsikao avy amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-doka dia hihatra amin’ny kaontinao rehetra ao amin’ny Ivokaonty iray ihany.
Fanamarihana: Mety hanana traikefa doka samihafa eran’ireo kaontinao ianao raha tsy atao ao amin’ny Ivokaonty iray ihany izy ireo.
Fantaro bebe kokoa ny momba ireo tefy azonao tantanana eran’ireo kaontinao ao amin'ny Ivokaonty.
Mandala ny Self-Regulatory Principles for Online Behavioral Advertising (Filamatra fifehezan-tena ho an’ny fanaovan-doka ara-pitondran-tena An-jotra) ary mandray anjara amin’ireo fandaharanasa ahafahana miala napetraky ny Digital Advertising Alliance, ny Digital Advertising Alliance of Canada ary ny European Interactive Digital Advertising Alliance izahay. Afaka miala amin’ireo orinasa mandray anjara rehetra amin’ny alalan’ireo tranonkala ireo ianao.
Other ways to get help
Chat with Meta AI support assistant
Resolve issues, make changes and get support in real time
